Seventh-day adventist church Andohatapenaka

Batisa: Fanombohana vaovao

Ny Batisa dia tsy fombafomba fandalovana fotsiny, na fombafomba taloha arahin'ny Kristiana maro. Mampiseho zavatra lalina kokoa noho izany izy io. Amin'ny maha Advantista mitandrina ny Andro fahafito antsika dia mino ny batisa asitrika ao anaty rano isika. Ny fanitrihina dia tandindon'ny fahaterahana indray, fandevenana ny tenanao taloha ao anaty rano, avy eo miakatra ambonin'ny rano ho olom-baovao ao amin'i Kristy ...

Launching In

325 Days
09 H
54 M
30 S

Who are Seventh-day Adventists?

Did you recently meet an Adventist? Maybe you saw an ad for an event at a local Adventist church, or drove by one of the denomination’s schools or hospitals. You may have just heard the word “Adventist” somewhere and want to find more about what it means.

Seventh-day Adventists are a global family of Christians who hold the Bible as the ultimate authority. There are, however, a few distinguishing characteristics that set them apart from many other Christian denominations. view more

Visit Our Office

SDA Andohatapenaka
Antananarivo
BP 101